msh_1sa_text_reg/24/10.txt

1 line
582 B
Plaintext

\v 10 amizao hitan'ny masonao fomba nametrahan'i Yaveh gnanao teo am-pelatagnako tamintsika toa an-johy. Gny sasany nilaza tamiko mba hamono gnanao, fa namindra fo taminao aho. Hoy aho hoe;"Tsy haninjitsy gny tagnako amin'ny tompoko aho; fotony voahosits'i Yaveh ie. \v 11 Ingo, ry raiko, jereo gny moron-tombok,akanjo lavanao eo am-pelatagnako. Fa gny antony nanapahako gny moron-tongots'akanjo lavanao voho tsy namonoako gnanao, la mba hainao voho jerinao fa tsy raty na fivadiha eto am-pelatagnako, sady tsy nanota taminao aho, ndra la mihaza gny aiko mb ahahafaty gnahy aza iha.