msh_1sa_text_reg/24/05.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 5 Lafa afaky io la nampijaly gnazy gny fon'i Davida fotony nanapaky gny moron'ny akanjo lavan'i Saoly ie. \v 6 Hoy ie tamin'ireo johariny hoe;' Yaveh anie handrara gny hanaovako zao raha zao amin'ny tompoko, lay vaohosits,' Yaveh, la gny hagninjirako gny tagnako aminy, laha mahita fo voahosits'i Yaveh ie." \v 7 La nivola mare gnan'ireo johariny tamin'ireo teny reo Davida, sady tsy nagnenga gnan-drozy hamely i saoly. Nitsanga i saoly , nagnenga gny zohy, sady nandeha tamin'ny lalany.