msh_1sa_text_reg/24/01.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 1 Lafa nimpoly baka nagnenjiky gnan'ireo Filistina i Saoly, la nolaza tamin'ny hoe:" Agny agn;efits,i En-Jedy i Davida." \v 2 Bakeo i saoly la nangalaky johary sady nandeha nila gnani Davida voho reo johariny tegny amin'ny vatolampin'ireo Osi-Dia.