msh_1sa_text_reg/15/24.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 24 La hoy i Saoly tamin'i Samoela hoe:' Fa nanota aho; fotony nandika gny lilin'i Yaveh voho reo safanao, fotony natahotsy gny olo aho sady nankato gny feon-drozy . \v 25 Amizao , mba mamela lahy gny heloko, sady mimpolia miaraky amiko mba hanompoako gnan'i Yaveh."