1 line
472 B
Plaintext
1 line
472 B
Plaintext
\v 8 Lafa avy tagny Egypta i jakoba, sady nitaray tamin'i Yaveh reo razambenareo, la nandefa gnan'i Mosesy voho i arona i Yaveh, zay nitariky reo razambenareo hiboaky gnan'i Egypta sady nipetraky tamy toy toera toy rozy. \v 9 Fa rozy nagnaligno gnan'i Yaveh Ndranagnahariny; ka namarotsy gnan-drozy teo an-tagnan'i Sisera, mpitariky reo tafik'i Hazora ie, teo an-tagnan'ireo Filistina, sady teo an-tagnan'ny mpanjakan'i Moaba, reo iaby reo ro nialy tamin'ny razambenareo. |