msh_1sa_text_reg/25/02.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 2 Nisy johary raiky tagny Maona, zay tagny Karmela gny fanagnany. Tena nanan-kanagna lay johary. Nana aondry telo arivo voho aosy arivo ie. \v 3 Nanenty gny aondriny tagny Karmela ie. Nabala ro agnaran'ilay johary, sady gny agnaran'ny valiny la abigaila. Naragnin-tsay lay ampela sady soa endriky. Fa lay johary koa masiaky sady raty tamin'ny fitondrany. Taranaky gny avorohotan'i Kaleba ie.