msh_1sa_text_reg/19/14.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 14 Laha nandefa iraky mba hangalaky gnan'i Davida i saoly, la hoy ie hoe:' Marary ie." \v 15 La nandefa iraky mba hanenty gnan'i Davida ndraiky i Saoly, ka hoy ie:' andeso hiakatsy atoy amiko amin'ny fandria ie, mba hahafahako mamono gnazy."