msh_1sa_text_reg/19/10.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 10 Sady i saoly nagnandra nikendry gnan'i Davida teo amin'ny rindry tamin'ny lefony, kanefa nandositsy gny fagnatrehan'i Saoly ie, ka natsatok'i Saoly teo amin'ny rindry gny lefo. Nitsoaky i Davida sady afa-nandositsy tamin'ny haly igny. \v 11 Nandefa iraky tagny an-tragnon'i Davida mba hanenty gnazy mba hahafahany mamono gnazy i Saoly gny maray. Mikala, valin'i Davida, nivola gnazy hoe:' Laha tsy mamonjy gny ainao henanio haly io iha, la hovonoa iha hamaray."