msh_1sa_text_reg/10/26.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 26 Noly tagny an-tragnony tao Gibea avao i Saoly , sady niaraky tamin'ireo johary matanjaky sasany, zay nokasihin-Dranagnahary gny fony. \v 27 Fa gny sasany tamin'ireo tsy misy dikany nanao hoe;' Manao akory ro hahafahan'io johary io magnavotsy gnanay?' Nagnaraby gnan'i saoly reo olo reo sady tsy mba nanday fagnomeza ho gnazy. Fa nangina koa i Saoly.