msh_1sa_text_reg/09/23.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 23 Hoy i Samoela tamin'ny mpiketsiky hoe:' Andeso lay anjara zay nameako gnanao, zay nilazako taminao hoe," Atokagno toy." \v 24 Ka nalan'ny mpiketsiky gny fe voho zay teo aminy sady napetrany teo agnatrehan'i Saoly.Sady hoy i Samoela hoe:' Ingo zay voatoka la fa napetraky teo agnatrehanao. Hano io, fotony voatoka ho gnanao mandra-pahatonga n'ny fotoa voatendry, tamin'ny olo aho." La niara-nihina tamin'ny Samoela i Saoly tamin'io andro io.