msh_1sa_text_reg/09/09.txt

1 line
581 B
Plaintext

\v 9 ( Taloha tagny Israely lafa misy johary mandeha mila gny fahalala gny sitrapon-Dranagnahary, la mivola ie hoe:' andao, andeha tsika ho agny amin'ny mpahita." Fa mpahita ro fikaha taloha zay kahikahintsika hoe mpaminany amizao0 \v 10 Bakeo la nivola tamin'ny mpanompony i saoly hoe;" Soa gny voalazanao . Andao , andeha tsika handeha." La lasa rozy nagnagny amin'ny tana zay nisy gny joharin-Dranagnahary. \v 11 Sady lafa niakatsy gny havoa tao an-tana rozy, la nahita reo tovovavy noboaky hitao rano:' La hoy i Saoly voho gny mpanompony tamin-drozy hoe: Eto va lay mpahita?