msh_1sa_text_reg/05/06.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 6 Gny tagnan'i Yaveh la navesatsy teo amin'ireo fokonolon'i Asdoda. Noringaniny voho nampahoriany tamin'ny fivontosa rozy, i asdoda voho reo faritaniny. \v 7 Lafa tsapan'ny olon'i Asdoda zay niytranga, la hoy rozy :Ao tsy hijano eto aminay gny fiaran'ny Ndranagnaharin'Israely, fotony gny tagnany la manohitsy mare gnanay voho i Dagona ndranagnaharinay."