msh_1sa_text_reg/05/04.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 4 Fa lafa nifoha maindray rozy gny hamaray la ingo, nilavo niankohoky tamin'ny tany teo agnatregan'ny fiaran'i Yaveh gny vatan'i Dagona. Gny lohan'i Dagona voho gny tagnany roe tapaky teo amin'ny varavagna. Gny vatan'i Dagona avao ro sisa tavela teo. \v 5 Nohon'io , ro antony tsy handinganan'ireo mpisoron'i dagona voho zay olo militsy ao an-tragnon'i Dagona gny varavagnan'i Dagonaao Asdoda, ndra mandraka'androany aza.