msh_1sa_text_reg/05/01.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 1 Sady lasan'ireo Filistina gny fiaran-Dranagnahary, ka nandesin-drozy bakagny Ebenezera ho agny asdoda o. \v 2 Nalan'ireo Filistina gny fiaran-Dranagnahary, nandesiny tao an-tragnon'i Dagona. \v 3 Lafa nifoha maraindray reo fokonolon'i Asdoda gny maray , la ingo , nilavo niankohoky tamin'ny tany teo agnatrehan'ny fiaran'i Yaveh gny vatan'i Dogona. Ka la nalan-drozy i Dogona sady nampiakariny teo amin'ny toerany ndraiky.