\v 25 La nilaza tamin'ny fokonolo reo fomba voho reo fitsipiky gny fanjaka i samoela, nanoratsy reo tao agnaty boky, sady nametraky gnan'io teo agnatrehan'i Yaveh. Bakeo la nalefan'i Samoela gny fokonolo manontolo ho agny amin'ny tragnony iaby.