1 line
306 B
Plaintext
1 line
306 B
Plaintext
\v 13 Hoy i davida taminy:Gnan'ia moa iha?Baka aia iha?' La hoy ie:'Tovolahin'i Egypta aho, mpanompon'ny Amalekita raiky; nagnenga gnahy gny tompoko fotony narary aho telo andro lasa zay. \v 14 nanafiky gnan'i Negevan'i Keretita rahay, voho zay gnan'i Joda, sady Negevan'i Kaleba, sady noroanay i Ziklaga." |