1 line
400 B
Plaintext
1 line
400 B
Plaintext
\v 7 Hoy i davida tamin'i Abiatara aak'i Ahimeleka, lay mpisoro;' Miangavy aminao aho, andeso atoy amiko lay efoda." La nandesin'i Abiatara teo amin'i davida lay efoda. \v 8 Nangataky torolala tamin'i Yaveh i davida, nanao hoe:' Laha magnenjiky io antoko io aho, ho azoko va rozy?' Sady Yaveh namaly gnazy:' Ihagno, fa azo antoky fa ho azonao tokoa rozy, sady azo antoky fa hampimpoly raha iaby iha." |