msh_1sa_text_reg/30/01.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 1 Sady lafa avy tagny Ziklaga i Davida voho reo olony tamin'ny andro fahatel, la nanafiky teo amin'ny Negeva teo amin'i Ziklaga reo Amalekita. Nanafiky gnan'i Ziklaga rozy, sady nagnoro gnan'io, \v 2 Sady nanambotsy reo ampela voho gny olo iaby zay tao amin'io, ndra kely ndra bevata. Tsy namono na ia ia rozy, fa nanday gnan-drozy la nandeha tamin'ny lalany.