msh_1sa_text_reg/18/10.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 10 Gny andro magnaraky la nisy fagnahy mampidi-dozz bakamin-Dranagnahary nizotso teo amin'i Saoly sady nirediredy tao an-tragno ie. Nohon'io la niisa gy raha-magnenony gny ataony isan'andro i davida. Sady nana lefo tegny an-tagnany i Saoly. \v 11 Natoran'i Saoly lay lefo, fotony nieritreritsy ie hoe:' Ho tombohiko ho eo amin'ny rindry i Davida. Kanefa ingo tafala gny fagnatrehan'i Saoly tamin'io fomba io i Davida. \v 12 Natahotsy gnan'i Davida i saoly , fotony nomba gnazy Yaveh, fa tsy nomba gnan'i saoly sasy.