msh_1sa_text_reg/06/01.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 1 Sady gny fiaran'i Yaveh la tao amin'ny tanana'ireo Filistina nandritsa gny fito vola. \v 2 Bakeo gny fokonolo Filistina nikaiky gan'ireo mpisoro voho reo mpimasy; hoy ie tamin-drozy hoe;' Ino ro tokony hataonay amin'ny fiaran'i Yaveh? Lazao gnanay gny fomba hagnampolianay gnan'io agny amin'ny firenenan'io manoka."