msh_1sa_text_reg/02/10.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 10 Reo zay magnohitsy gnan'i Yaveh ho torotoro; hampilatraky ora bakagny andagnitsy hagnohitsy gnan-drozy Ie. Yaveh ro hitsara gny faran'ny tany iaby, hagnomea hery gny mpanjakany Ie sady hanondrotsy gny tandrok'ilay voakosony."