1 line
386 B
Plaintext
1 line
386 B
Plaintext
\v 3 Io johary io la isan-tao ro niala bakagny amygny tananany mba hanompo voho hanao soro ho gnan'i Yaveh tompoan-gny maro ao Silo. Tao reo anaky lahin'i Ely roe, Ofnia voho Finehasa, mpisoron'i Yaveh. \v 4 Lafa niavy anjarany gn'andro hanaovan'i Elkana soro isan-tao magnomea ampahan-kana gnan'i Penina valiny lalandava ie. sady ho gnan'ireo anakilahiny voho reo anakam-pelany iaby. |