msh_1sa_text_reg/03/15.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 15 Nandry mandra-pimaray ny gnandro i Samoela; la nanokatsy gny lafonetin'ny tragnon'i Yaveh ie. Fa natahotsy gny hilaza tamin'i Ely momba gny fahita i samoela. \v 16 Bakeo la nikaiky gnan'i Samoela i Ely ka nanao taminy hoe:' Ry Samoela, anako.' La hoy i Samoela hoe;' Intoy aho."