msh_1sa_text_reg/14/22.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 22 Lafa ren'ny olon'Israely lafa zay nietaky tagny amin'ireo havoa agnilan'i Efraima fa nandositsy reo Filistina, la nenjehin-drozy agn'aly reo . \v 23 Ka tamin'io andro io la nagnavotsy gny Israely i Yaveh, sady nandilatsy nagnagny Betavena gny aly.