msh_1sa_text_reg/21/12.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 12 Niraisin'i Davida am-po io teny io ka natahotsy mare gnan'i Akisa, mpanjakan'i Gata ie. \v 13 Nagnova gny fihetsiny teo agnatrehan-drozy ie ka nodiany ho very say teo an-tagnan-drozy; nanoratsoratsy teo amin'ny lela-bavahady ie say nengany hitsororoky teo amin'ny volom-bavany gny iviny.