msh_1sa_text_reg/22/22.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 22 Hoy i davida tamin'i Abiatara:' Haiko tamin'igny andro igny fa laha tao i Doega lay Edomita, la tsy maintsy nivola tamin'i Saoly ie. zaho ro tompon'andraikitsy tamin'ny fahafatesa iaby tamin'ny fianakavian-drainao! \v 23 Mijanognamiaraky amiko sady ka matahotsy. Fa gny olo zay mifofo gny ainao la mifofo gny gnahy avao koa. Ho voaaro iha miaraky amiko."