1 line
533 B
Plaintext
1 line
533 B
Plaintext
\v 17 Reto iaby reo fivontoa volamena zay nampolin'ireo Filistina ho fagnatitsy noho gny heloky ho gnan'i Yaveh:" raiky ho gnan'i Asdoda raiky ho gnan'i gaza, raiky ho gnan'i Askelona, raiky gnan'i Gata, sady raiky ho gnan'i Ekrona. \v 18 Reo totozy volamena la nitoby isa tamin'ny isan'ireo tanan'ireo Filistina iaby zay gnn'ireo mimanda voho reo ana-bohiny gny tana. Lay vato bevata, teo agnilan'ilay nametrahan-drozy gny fiaran'i Yaveh, la mipetraky ho vavolombelo raiky ao amin'ny sahan'i Josoa lay Beti-semesy mandrak'androany. |