msh_1sa_text_reg/05/11.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 11 Ka nampikaiky rozy sady namory reo mpanapaky gny Filistina iaby; hoy ie tamin-drozy hoe;' Hampolio lay fiaran'ny Ndranagnaharin'Israely, sady ampolio amin'ny toera avao, mba tsy hamonoan'io gnantsika voho olontsika." Fa nisy fisavorovoroa bevata nanera gny tana; tena navesatsy teo gny tagnan-Dranagnahary. \v 12 Reo olo zay tsy maty la nampahory tamin'ny fivontoa, sady gny fitaraignan'ny tana la niakatsy nagneniky gny lagnitsy.