msh_1sa_text_reg/03/05.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 5 Nilay nagnagny amin'i Ely i Samoela nivola hoe;' Intoy aho, fa nikaiky gnahy iha." Hoy i Ely:' Tsy nikaiky gnanao aho, mimpolia mandry." Ka nandeha i Samoela sady nandry. \v 6 Nikaiky ndraiky i Yaveh hoe:' Ry Samoela." La nitsanga ndraiky i Samoela sady nagnagny amin'i Ely, nanao hoe:' intoy aho, fa nikaiky gnahy nanao hoe;' Intoy aho, fa nikaiky gnahy iha." La namaly i Ely hoe:' Tsy nikaiky gnanao aho, ry zanako mimpolia mandry."