msh_1sa_text_reg/07/07.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 7 Sady lafa ren'ireo Filistia fa nivory tao Mizpa gny fokonolon'Israely, la nanafiky gny Israely reo mpanapaky gny Filistina. Laha nahare gnan'io gny fokonolon'Israely la natahotsy reo Filistina rozy. \v 8 Sady hoy reo fokonolon'Israely tamin'iu Samoela:' Ka mijano mikaiky gnan'i Yaveh Ndranagnaharintsika ho gnantsika, fa hagnavotsy gnantsika eo an-tagnan'ireo Filistina Ie."