1 line
313 B
Plaintext
1 line
313 B
Plaintext
\v 57 Lafa nimpoly bakagny amin'ny famonoa lay Filistina i Davida , la nangalaky gnazy i Abnera, sady nanday gnazy teo agnatrehan'i Saoly niaraky tamin'ny lohan'ilay Filistina tegny an-tagnany . \v 58 Hoy i saoly taminy:' Anak'ia iha, ry tovolahy?" Namaly i Davida hoe:" Anak'i Jese Betlehemita mpanomponao aho." |