msh_1sa_text_reg/30/05.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 5 Voababo reo valin'i Davida roe, Ahinoama Jezerelita, voho Abigaila valin'i Nabala Karmelita. \v 6 Ory tanteraky i Davida , fotony niresaky momba gny hitoraham-bato gnazy gny vahoaky, fotony mafaitsy ara-pagnahy gny vahoaky manontolo, gny olo kirakiraiky noho gny amin'ireo anaky lahiny voho reo anaky ampelany; fa Davida nagnatanjaky gny vatany tamin'i Yaveh, Ndranagnahariny.