1 line
325 B
Plaintext
1 line
325 B
Plaintext
\v 8 sady nisy aly , la niboaky hialy amin'ny Filistina i davida ka nandresy gnan-drozy tamin'ny famonoa bevata. La nandositsy teo agnatrehany rozy. \v 9 avy tamin'i Saoly gny fagnahy raty bakamin'i Yaveh laha nipetraky tao an-tragnony niaraky tamin'ny lefo tegny an-tagnany ie, sady laha nitendry raha magneno igny i Davida. |