msh_1sa_text_reg/08/10.txt

1 line
577 B
Plaintext

\v 10 Ka la nolazain'i Samoela tamin'ny fokonolo zay nangatakay mpanjaka reo tenin'i Yaveh manontolo. \v 11 Hoy ie:" Zao ro ho fanaon'ny mpanjaka zay hanjaka eo aminareo. Hangalaky reo anakareo lahy ie ka hanendry gnan-drozy ho gnan'ny kalesiny voho ho lasa mpitaingin-tsoavaliny, sady hiazakazaky eo alohan'ireo kalesiny. \v 12 Hanendry kapitenin'ny miaramila gnan'arivony, sady kapitenin'ny miaramila dimampolo ho gnazy ie. Hataony miasa gny taniny gny sasany, mijinja gny vokany gny sasany, sady hanao gny fitaovam-pialiany voho gny fitaova ho gnan'ireo kalesiny gny sasany.