msh_1sa_text_reg/18/05.txt

1 line
233 B
Plaintext

\v 5 La nandeha tagny amin'izay toera nagnirahan'i Saoly gnazy i Davida, sady nahomby ie. Nametraky gnazy teo amin'ireo joharin'aly i Saoly. Nankasitraky teo imason'ny vahoaky iaby io sady teo iamsona'ireo mpanompon'i Saoly avao koa.