msh_1sa_text_reg/06/05.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 5 Nohon'io la tsy maintsy manao sarin'ny fivontoanareo nareo , sady sarin'ny totozinareo zay mandringa gny tany, sady magnome voninahitsy gan'ilay Ndranagnaharin'Israely. Vasa mety hangalaky gny tagnany aminareo Ie, amin'ireo ndranagnaharinareo, sady amin'ny taninareo. \v 6 Nagnino ro tokony hagnamafy gny fonareo nareo, manahaky gny nagnamafisan'yireo Egyptiana voho Farao gny fon-drozy? Io la tamin'ny namelezan'ilay Ndranagnaharin'Israely mare gnan-drozy; moa tsy nalefan'ireo Egyptiana va gny fokonolo, sady lasa rozy?