|
\v 10 Nohon'io la nalefan-drozy tagny Ekrona gny fiaran-Dranagnahary. Fa vantany vao avy tagny Ekrona gny fiaran'ny Ndranagnahary la nikoraky mare reo Ekronita, nanao hoe:' Nanday gny fiaran-Dranagnaharin'Israely ho gnantsika mba hamonoa gnantsika voho reo olontsika rozy." |