msh_1sa_text_reg/26/24.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 24 Ingo, manahaky gny naha-arobidy gny aimao teo imasoko androany, la enga anie ka homen-danja eo imason'i Yaveh manahaky gnan'io aiko , sady hagnavotsy gnahy amin'ny fahoria iaby anie Ie." \v 25 La hoy i Saoly tamin'i Davida:" Ho tahy anie iha, ry davida anako! Hanao raha bevata tokoa iha sady ho ambiny ami'io ." Ka nizotra tamin'ny lalany i Davida sady nimpoly tagny amin'ny toerany i Saoly.