1 line
435 B
Plaintext
1 line
435 B
Plaintext
\v 4 Nanao araky zay nolazain'i Yaveh i Samoela sady nandeha tagny Betlehema. Nihorohoro reo loholona teo amin'ilay tana lafa avy hihaona aminy rozy sady nivola :' Avy mb ahilongo va iha ? \v 5 Hoy ie hoe;' Hilongo;avy hanao soro ho gnan'i Yaveh aho. Miomana nareo hanoka gny vatanareo sady miaraha amiko ho agny amin'ny fanaova soro." La nanoka gnan'i Jese voho reo anany lahy ie sady nanasa gnan-drozy ho agny amin'ilay fanaova soro. |