msh_1sa_text_reg/14/36.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 36 La hoy Saoly;' andeha tsika hagnenjiky reo Filistina rahalahy sady handroba gnazy reo mandra- maray ; andeha tsy engantsika hisy ho velo ndra la raiky amin-drozy aza." Namaly rozy hoe;" ataovo gny raha iaby zay mety ho soa aminao." Nefa hoy gny mpisoro;' Andeha tsika hamonjy gnan-Dranagnahary eto." \v 37 Nagnontany gnan-Dranagnahary i saoly hoe;' Tokony hagnenjiky reo Filistina va aho?' Hanolotsy gnan-drozy eo an-tagnan'ny Israely va Iha? Nefa tsy namaly gnazy Ndranagnahary tamin'io andro io .