\v 14 Ho gnan'ia ro niboahan'ny mpanjakan'Israely? Ia ro enjehinao? Alika maty! Parasy! \v 15 Yaveh anie ho mpitsara voho hagnome fitsara gnahy voho gnanao, sady hijery amin'io , sady hisolo vava voho hamela gnahy handositsy amin'ny tagnanao."