msh_1sa_text_reg/24/03.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 3 Nandeha teo amin'ny valan'aondry taegny an-dala ie, zay nisy zohy raiky. Nilitsy tao mba hanao maloto i Saoly. sady Davida voho reo johariny la nipetraky lavitsy tafarany tao amin'ny zohy. \v 4 Sady hoy reo joharin'i Davida taminy hoe;'Intoy ro andro zay niresahan'i Yaveh lafa nivola taminao Ie hoe:' Hatolotso eoam-pelatagnanao reo fahavalonao, mba hanaovanao zay tianao hatao aminy." Bakeo davida nitsanga sady nilaly moramora nadroso ka nanapaky gny moron'ny akanjo lavan'i Saoly.