1 line
471 B
Plaintext
1 line
471 B
Plaintext
\v 16 Namaly gny mpanjaka hoe;' Tsy maintsy ho maty tokoa iha, ry Ahimeleka , iha voho gny longon-drainao iaby." \v 17 La nivola tamin'ny mpiamby nitsanga nagnodidy gnazy gny mpanjaka nanao hoe;' Mitolia sady vonoy reo mpisoron'i Yaveh. Fotony gny tagnan-drozy avao koa la miaraky amin'i Davida, sady fotony nahay rozy fa nandositsy ie, kanefa tsy nagnambara gnan'io tamiko. Fa reo mpanompon'ny mpanjaka nefa la tsy te-haninjitsy gny tagnany hamono reo mpisoron'i Yaveh. |