|
\v 28 La nimpoly bakagny amin'ny fagnenjeha gnan'i Davida i saoly sady nandeha nifagnatsiky tamin'ireo Filistina. Nohon'io ro nikahia io toera io hoe:'Vatoampin'ny Fandosira. \v 29 Niakatsy bakagny Davida ka nipetraky toa amin'ireo fiarova mafin'i En-jedy. |