1 line
394 B
Plaintext
1 line
394 B
Plaintext
\v 14 Bakeo la hoy i Samoela tamin'ny fokonolo;' Andao , andeha tsika handeha agnny gilgala sady hagnavao gny fanjaka agny ndraiky. \v 15 Ka nandeha tagny Gilgala gny folokonolo manontolo sady nanao gnan'i Saoly ho mpanjaka teo agatrehan'i Yaveh tagny gilgala. Tagny ro nanaovan-drozy soro fagnati-pilongoa teo agnatrehan'i Yaveh, sady Saoly voho reo joharin'Israely la feno hazotoa tanteraky. |