msh_1sa_text_reg/14/13.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 13 Nihaniky tamin'ny tagnany voho gny Jonatana, sady nagnaraky bakao afarany gny mpanday gny fialiany. Novonoa teo agnatrehan'i Jonatana reo Filistina, sady gny mpanday gny fialiany namono gny sasany tafarany. \v 14 Io fanafahi voalohany zay nataon'i Jonatana voho mpanday gny fialiany io, la nahafaty tokony ho johary roapolo tao amin'ny faritsy gny atsasa-hektara.