msh_1sa_text_reg/02/34.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 34 Zao ro famantara ho gnanao zay hanjo reo anakao roe lahy, amin'i Hofinia voho Finehasa:' Samby ho maty amin'ny andro raiky rozy mirahalahy . \v 35 Hananga mpisoro mahatoky ho gnan'ny vatako zay hagnatanteraky gny ao am-poko voho gny ao amin'ny fagnahiko Aho. Hagnory tragno azo antoky ho gnazy Aho; sady handeha eo agnatrehan'ny mpanjaka zay voahosotsy mandrakizay ie.