msh_1sa_text_reg/02/12.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 12 Sady johary raty fagnahy reo anakilahin'i Ely. Tsy nahay gnan'i Yaveh rozy . \v 13 Gny fataon'ny mpitan-kazo manga misondry amin'ireo olo maro lafa misy johary nagnatoro soro, la mamonjy gny mpanompon'ny mpitan-kazo manga ka nanday fitrebiky telo rantsany egny an-tagnany, laha mbo mandevy gny hena. \v 14 Hatsibony ao agnatiny valagny io , na fiketrahan-kena, na valagny, na valagny bevata. Reo iaby azon' ny fitrebiky ao alan'ny mpitan-kazo manga ho gnazy, nataon-drozy tao Silo nisondry tamin'ireo Israely iaby zay niavy tao io.