msh_1sa_text_reg/13/13.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 13 sady hoy Samoela tamin'i saoly :' nanao ada iha. Tsy nitandry gny lilin'i Yaveh Ndranagnaharinao zay nameany gnanao iha. fa tamin'io ro nametrahan'i Yaveh gny fanapahanao eo amin'Israely mandrakizay . \v 14 Fa amizao la tsy hitohy gny fanapahanao. Nila johary raiky araky gny fony avao Yaveh, sady Yaveh nanendry gnazy ho andriana eo amin'ny fkonolony, fotony tsy nankatoa zay nandidiany gnanao iha."