msh_1sa_text_reg/30/23.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 23 Sady hoy i Davida;' Tsy tokony hanao gnan'io, amin'izay fa namean'i Yaveh gnantsika, nareo ry rahalahiko. Fa narovany tsika sady fa natolony teo an-tagnantsika reo mpanafiky zay avy nanohits gnantsika. \v 24 Ia ro hihaino gnaao amin'io tranga io? Fa gny fizara la ho gnan'izay mandeha amin'ny aly, voho ho gnan'ny olo zay mandigny enta avao koa; fa hizara mitivy rozy." \v 25 La manahaky gny tamin'io andro io ka hatramin'izao, fotony nataon'i Davida ho lily voho lalagna ho gnan'ny Israely io.